|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy vaky afero |
| Singan-teny | 2tsy, 3vaky, 4afero |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7tsy vaky atatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|